You are here: home > Vetso

fahatrana - RAKOTOMALALA Jean.chris

Azo vakiana?

Mahantra aho tena mahantra
ka tsy misy mijery tsy mba misy mpampianta
Satria mahatra faraidiny
Ka mianjady ny tsy fidiny

Mahantra aho ka tsy afaka
Ny anome anao izay mahasoa mahantra tsy misy fatrany
Fa tsy natao ahazo ny soa

Indraindray aho dia manotany hoe
Aiza ilay Andriamanitra avo be
Indraindray aho dia manotany
Fa izahay ve dia nateraka ijaly ?
ANgamba ataoko fa ho tsia
Satria Ny fiainana dia tsy ho doria
Ka mbola manantena ny ho andry

Izay ankory tsy adisona na koa hoe anesona
Fa vonona izahay iady amizay
Ka raha misy manampaniriana ny iaraka aminay
Jereo ny tononkalo dia vetsoy indray

Sokajy : Fahantrana

Hametraka hevitra

Midira aloha