fanotaniana (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Famaninona no misy ny mahantra sy manan-karena
Fa maninona no misy ny menaambonin'ny mena
Fa maninona izao rehetra izany no misy
Fa maninona ny fitoviana no idrisy tsisy
Fanotaniana iray avy aty aminay
Ka raha sendra ianao mba mahay mamaly
Valio izahay dia faly

Ma narak'izay
Fa maninona no misy tsiky sy tomany
Fa maninona no misyny aretina eto antany
Fa maninona ny tsy manambola no voatery ampitsalina
Fa maninona no feno fahoriana

Atramin'izao aloha dia tsy misy valiny
Nadia efa niezaka ianay aho sy ny tariny
Atramizao dia mipetraka ny fanotaniana
Atramizao dia mitoy ny fampijaliana

Izay angamba no teniko dia apetrako ny peniko
Fa ny fanitaniko mbola tsy misy valiny
Izay miandry ny rariny .
--------
Rohy:
Sokajy : Fahantrana
1433 0
Hevitra mandeha
fiaritiana ( 21/03/2006 08:10)
Raboussa mety mahay ny valiny io! hihihi
Oully ( 21/03/2006 09:12)
Efa nametraka fanontanina mitovitovy amin'io aho any ho any.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 18/03/2006 14:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102