Fitia (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitia tsy hoe kilalao
Ka azo atao takizao
Fa mirehitra toa afo mandoro
Manaikitra toin,'ny lolo

ny fitia tsy Tsy kilalao
Fa mandoro ny ao anaty ao
Ny fitia toa zary Afo vao
Kely nefa manao

Ny fitia tsy kilalao
Na koa hoe baombao
Fa ny fitia zavabaojanahary
Ka maniry otran'ny vary
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
901 0
Hevitra mandeha
tititi ( 21/03/2006 15:23)
Agamba ataoko fa diso izany hevitringahy izany ko !
tititi ( 23/03/2006 14:02)
Fa ahoana moa no ilazan'ao izany ? ianao anga tsy mbola nana izany fitiavana izany .
Ataoko angamba fa izay olona erfa nana izany mahatsapa tsara !
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 09/03/2006 13:39
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145