hitako indray ilay olona (RAKOTOMALALA Jean.chris)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hitako ihany ilay olona niriko Hitako ihany ilay ela niafiko
Hitako foana ankehitriny
Hitako foana ilay tsy manantsiny
Fa ly aho , feno ny foko
Tsy aiko lazaina fa maro toloko
Tsy aiko tenenina ny hafalim-poko
Tsy aiko afenina fa sitrakin'ny foko
Tsy vitan'izany fa aokoa
Ny aravoravoana sy ny hafa maro
Ilay fihetsiny mambambo ny fo
Mitambatra izy ireny ka miraikitra ao an-doha
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana