Izy (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izy ilay tokako
Izay ny any tsy foko
Ka anefa izy tsy mba nitopy
Taty amiko ny fony

Ataoko angmba fa tsy anjara
Matoa izahay tsy niaraka fa rava
Ataoko angamba fa tsy tokony ho tanteraka ny fitiavanay roa niveraka

Tsy manabaty ao tsy akory
Na hoe tsy tia foa toro
Fa ny saiko no mametraka
Ny tsara sy ny ratsy fipetraka

Izany ihaniko anefa tsy milaza
Fa izao no manandaza ka afaka handidy
Fa izao ilay olona mahantra
Ilay olona faraidy


Ka inty ary ny soatanako
Atolotero ho anareo
Fa izany no any mba fananako
Fa tsy misy akoatrireo !!
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1124 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 21/03/2006 15:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0163