ny fitiavko anao (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny fitiavako anao dia tsy kilalao
ny fitiavako anao ihany koa
dia toin'ny vatolampy lehibe iray
izay misakana ahy tsy hitady olonkafa akoatr'anao
izany rehetra izany anefa dia ho nofy ihany raha toaka izao irery no mahatsapa izany


tsy aiko anefa izay ao amponao ao
fa ny ato anatiko ato efa fantatrao

izany anefa tsy midika fa izao maneery ,fa fiainanao io ka ianao no misafidy ka mangataka aminao aho fa tia ano marina amin'ny foko manotolo ,tsy vazivazy sanatria fa ny fitia no nanosika ny foko amboraka izany aminao
ka raha toka sitrakao dia ento aho vonona manaja anao ,vonona hampiakatra anao ho vady andefimandriko
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1165 1
Mpakafy: Yverson
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 03/04/2006 14:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177