raha mba fantatrao (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mba fantatrao mantsy
Ny ao am-poko kely ao
Dia angamba ianao tsy ampijaly
Naampitanondrika ahy toy izao

Antenaiko anefa
Fa iano mbola tia
Dia ilay fitiavana
Tsy manam-petra
Ilay fitia miriaria !

Izao aloha dia mbola manantena
Fa ianao dia mbola tia
Fa ny any nahatonga izao
Dia ireo mpisopatra fitia !!

Dia izay ary no diam-peniko
Dia apetrako ny peniko
Fa ianao tsy ho neniko
Noho izany dia teneniko !!

Hoan'areo izay Tia mampifilafila !!
--------
Rohy:
1334 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 08/02/2006 13:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014