tsy misy fitia (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia ho izy ve ?
No anjarako
sa ! ny saiko re
no tsy nafarako

Ny fitia amiko dia zavaboajanahary
Ka izay mifanehitra aminy
Dia mifika fara

Tsy aiko aloha na izao no diso
Na izao ny tsy mandinika
Fa ny saiko mandiso
No manjary mvinitra

Ka raha ny azoko tsara
Dia ny fitia dia anjara
Ka tsy azo fitiana
Fa izay eo hifaliana

Izao anaefa hatramin'izao
Tsy mbola nahazo fitia
Fa izay manoratra izao
Dia olona miviavia

Mialatsiny aho anefa
Raha miteny otrizany
Fa ny fitia diso fiantefa
mampirotsaka tomany
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1062 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 21/03/2006 13:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143