You are here: home > Vetso

tsy rariny - RAKOTOMALALA Jean.chris

Azo vakiana?

Tsy rariny kosa raha izao
tsy eken'ny tontolo ny fisiany
tsy rarin'ny raha izany
no mampilatsaka tomany
dia ho fahoriana foana ve no ihainana eto an_tany

ataoko angamba fatsy misy izany
izao koa anefa mametraka marina
fa maro be ireo izay mitaraina
izany dia misy izany taraina

enganie mba hitsahatra aminizay
ireo taraina sy toloko
fa ny ho avy no atreana ka atraka ny loha

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha