You are here: home > Vetso

FANDROSOANA - RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra

Azo vakiana?

Raha tsy nisy fandrosoana
Tsy nisy zaza notrotrona
Ka izay mahatsapa fa mendrika izany
Dia aza miembotra fa mandroso hatrany


    Lay fandrosoana niandrandranao hatrizay
    Ho azonao io fa aza manahy
    Kanefa mba saino ihany
    Hoe mendrika ahy ve izany

Ny fandrosoana tsy vidiana vola na sadaina harena
Fa hazoana hery sy fandresena

   Ry fandrosoana mahafinaritra!
   Avy aminao ihany no nahatonga ny malagasy tsy haharitra
   Ka mitady izay mahasoa sy metimety
   Ka nahatonga ny taranakay aty am_para ho jefijefy

30 mey 2015

Sokajy : Tanindrazana