FITIAVANA (RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
He! Zany hatraran'ny lanitra manga
Haingony habakabaka soa manodidiny
Ny fitiavana niriana tsy mety mitranga
Vao mipoitra kely dia rohitiny


Jereo tselatra mahate ho tia
Samborina haningotra ny aina
Manambara fiarahana ho doria
Fitiavana mampitaraina



Akaniny zaza kamboty
Ipetrahany olo_mahantra
Fitiavana mandrotsirotsy
Fitiavana mandratra


2 decembre 2005
--------
Rohy:
1495 1
Mpakafy: fenobe3
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0628