You are here: home > Vetso

Njely - RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra

Azo vakiana?

Tovovavy tena sariaka
Mahate ho tia ianao ry Njely
Tsy mety ho afaka ato an-tsaiko
Lay endrikao tsara

         Indrisy!

Lay elanelantany manasaraka
Tsy hahitako lay endrika anjely
Izay efa nisainiko
Ho tantara

         Miangatra ny fiainana
         Raha izany no miseho
          Hiafiko ihany anefa
           Mandrampahoviana ?

Sokajy : Fitiavana