RAHA MBOLA MISY (RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mbola misy vary
Arosy hohanina
Itondray lasary
Fa izany izao mahamanina

Raha mbola misy laoka
Maninona no hafenina
Ny ato anatiko mitsotra
Tsy azoko tenenina

Raha mbola misy,
Voninkazo lisy,
Atolory aty,
Hanokatra fitia

Fenoantra(RFM)
--------
Rohy:
880 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0436