Zandry Aretina (RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zandry

Aretina sendra nandalo
Tsy nampoizina hitoetra
Nahantonga alahelo
Nampajoretra
Nodimandry zandry kely
Tsy ho hita intsony
Hotsenainy hanjely
Ary hibitaka ny fony
Ny hany mba hambetindresany
Mifakatiava ianareo
Talohany nafatesany
Zany foko mitoreo
Mandriampiadanana zany zandriko izany
Any am-paradisa indray miona

29 novambra 2016
--------
Rohy:
965 1
Mpakafy: fenobe3
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148