HO EO ANILANAO (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indray andro anyHo hisy sombinaiko,
ary ho hampihantaiko
hiangoty tahaka anao
Handimby ny talentako
haneho ny tantarako
hisolo izany tenako
ho eo anilanao...
Malalason 15/10/05
--------
Rohy:
Sokajy :
Fanantenana
Mpakafy:
Malalason
Hevitra mandeha
Kanel
(
15/10/2005 10:44)
Mitady olo-tiana ngah nareo!?
nikopol
(
16/10/2005 09:33)
ry kanel zany koa mamadika resaka ! resaka zanaka io !asa aloha e !
vetsoko
(
17/10/2005 14:37)
azo antoka izany ny mpandimby
Malalason
(
16/11/2005 07:51)
marina izany nikopol
resaka taranaka io izany hoe : zanaka misaotra an'i kanel sy vetsoko ihany koa sur e!
resaka taranaka io izany hoe : zanaka misaotra an'i kanel sy vetsoko ihany koa sur e!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)Nampiditra : Malalason
Daty : 15/10/2005 10:18