You are here: home > Vetso

NY VEHIVAVY AMINY - Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)

Azo vakiana?

Ny vehivavy aminy

Iri-mahaory raha ny vehivavy
Mampitsiriritra toa ronono an-tavy
Mamitaka ihany koa toa I Eva niandohany
Kanefa raha tenenina dia mody mitomany

Malalason
08 Mars 2007

Sokajy : Aingam-panahy

Hevitra mandeha

ledada (14/03/2007 12:45:17)

marina mihitsy izany e! ny an'ny vehivavy dia RANO foana! rehefa tezitezitra na magaringarika iny dia MANDRORA, rehefa faly² na koa malahelo dia MITOMANY,rehefa mba voasafosafo sy foafihimpihina iny dia KOTSA ary rehefa mba afa-po @ ilay manketsy iny dia MITOSAKA ery!

mariahh (16/04/2007 08:49:18)

marina ve zany!