You are here: home > Vetso

Lasa - ranaivoharijaona rado liantsoa

Azo vakiana?

Lasa ery nysaiko
Mijery anao matory
Tsy lasa aiza akory
Fa lasa manonofy
Ilay vatanao tsy tazako
Anaty bodofotsy

Satriko iantsampazana
NEFA TOA TSY TAZANA

Sokajy : fananarana, vazivazy

Hevitra mandeha

NyKanto (06/07/2005 14:40:25)

Tsara eh!

sejianis (07/07/2005 15:14:05)

Inona no tianao hiantsampazana, hahitanao ny nofinofiny ve sa hianohanao amin'ny vatany?
Na izany na tsy izany tsara
sejianis

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : ranaivoharijaona rado liantsoa

Nampiditra : proost
Daty : 02/07/2005
Mpamangy : 781
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

manga
manga
TIA
IANAO
LASA
Dify
Misy
Ry alina
Aleo
Sarotra