Sarotra - ranaivoharijaona rado liantsoa
Azo vakiana?
Sarotra hitsina
Ny lala-manitsy
Fa be fiviliana
Satra ambara
Ny teny natao
Hitondram-pahoriana
K'aleoko mijanona
Sady mangiana
Sokajy :
fananarana, vazivazy
Hevitra mandeha
fiaritiana (21/11/2005 15:06:19)
Sarotra angamba no tianao tenenina tamin io andininy fah -2 io e sa izao mihitsy?