Dify - ranaivoharijaona rado liantsoa
Azo vakiana?
Dify ny tiana
Tsy tazan'ny maso
Tomany ny fo
Zary niteraka aretin-andoha
Indrisy ry ankason'
Ny be fanahiana
Tsy hanantena
Ny fahamarinan'ny toky nomena
Mangina รด mangina
An' Andriamanitra ny famaliana
Sokajy :
Alahelo