You are here: home > Vetso

Matesa - ranaivoharijaona rado liantsoa

Azo vakiana?

Matesa ianao ry foko
K'aza mitempo intsony
Fitiavana amin'irony
Nandao antsokosoko


Aloko ianao no maty
Izay no ndeha ekena
Fa raha tsy izany mantsy
D'izaho no hamono tena

Sokajy : FITIAVANA

Hevitra mandeha

pissoa (15/03/2005 20:00:44)

Marina be nihitsy ny voalazan'ilay tononkalo.

nyeja (21/03/2005 07:15:23)

miangavy kosa aloha
aza vonoina izany fo
satria dia misy any ho any
vahaolana tsy lany mamy
ka raha resaka fitia
no atao mankahia
mbola betsaka ny ho avy
mitotoa koba hatavy

chipie1 (11/04/2005 19:26:21)

fa aona no hamono tena ? fiainana mandalo ity ve dia ho vonoina ry proost a! lol

ledada (21/11/2007 13:18:56)

raha ny fonao no manorisory anao dia tapaho izy....LOL
kanefa izany v tsy tonga d oe "arrĂȘt de toute la fonction vitale"

Mombamomba

Mpanoratra : ranaivoharijaona rado liantsoa

Nampiditra : proost
Daty : 11/03/2005
Mpamangy : 799
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

manga
manga
TIA
IANAO
LASA
Dify
Misy
Ry alina
Aleo
Sarotra