Ririnina - ranaivoharijaona rado liantsoa
Azo vakiana?
Vatranao nalaina
Ilay sombik' hafanana
Nataony tsara pirina
Hiandrasana ririnina
Fa tsy naninona izy
Avy eo ianao dia lasa
Nilaza tsy tamana
Amin' ny tany mangatsiaka
Nametraka veloma
Veloma fandatsana
Izy moa haninona
Ka asakasakao
Fa ny andro izao ririnina
Sokajy :
fitiavana
Hevitra mandeha
andriary (15/03/2005 14:26:10)
omm.ventso tsotra nefa milaza hevitra mafonja.