Zovy - ranaivoharijaona rado liantsoa
Azo vakiana?
Very ny teny
Ny nofo moamalemy
Tsy afaka nanoatra
Teo anatreham-po
Tsy nitempo intsony
Zovy no tsy ory
Raha ny havana malala
No lasanĂ any ankoatra
Tsy tratra antoandro akory
O ! vao maraina loatra
Sokajy :
Fahafatesana