You are here: home > Vetso

TRATRY NY KRISMASY - raozigasy

Azo vakiana?

Tratry ny krismasy
izay no teny malagasy
entiko hirariana soa
ho anao sy ahy koa

Tratry ny krismasy
dia faingana aza milasy
miravoa dia mifalia,
mahaiza koa mifankatia

Tratry ny krismasy
dia mba tsarovy ireo mangasy
tsy mba manam-pifaliana
lavitra fianakaviana

.....

Sokajy : Fety

Hametraka hevitra

Midira aloha