Fa nahoana (Rdr_jr)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa nahoana re ry fiainako
Ianao to mampiavahotra ny vavako
Mampirotsa-dranomaso ny tavako
Sy mampahory izato havako
_*_
Fa nahoana re ry foko
Izato ianao toa mitoloko
Tsy mahazaka hetraketraka
Ny amininy aleo apetraka
_*_
Fa nahoana ianao ry saiko
No mampijaly izato aiko
Amin'izay resaka fitia
Tsy ho anjara,tsy tafaradia
_*_
Fa nahoana ianao ry havako
No mandika izay voalazako
Mampijaly sy mampahory ahy
Ary mbola manery ny fanahy
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
860 1
Mpakafy: Rdr_jr
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rdr_jr
Nampiditra : Rdr_jr
Daty : 12/07/2017 09:08
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142