AMBARAVARANKELY - RFE Andria
Azo vakiana?
Ambaravarankeliko eto no itazanako ny hoaviko
sy itodihako ny lasa, dia ny làla-nodiaviko
eto koa no isaintsainako ny anorenako ny anioko
eto no mirimorimo ireo oran'ny tadioko...
RFE Andria - 12//04/2017
Sokajy :
Eritreritra mandalo, fiainana
Mombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : ArofaninaDaty : 05/05/2017
Mpamangy : 791
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA