MIONONA - RFE Andria
Azo vakiana?
MIONONA
Mionona re ry foko
Atsaharo ny toloko
Aza dia tomanitany
Fa tsy anjara iny izany
Any an-kafa indray mijery
Sao mbola any fa miery
Ilay silaka voasary
Ilay mamy tsy fanary
Arivelo Naivo - 06/07/2017
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofaninaDaty : 06/07/2017
Mpamangy : 2134
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA
VAVAKA (1)