TSY HAIKO (2) - RFE Andria
Azo vakiana?
TSY HAIKO...
.
tsy haiko akia
f'izaho tia
tia an-dry
doria doria
.
tsy hay fefena
tsy hay tonena
tsy noterena
'ty foko mena
.
tia foana foana
tsy hay soloana
tsy hay toroana
tsy hay nahoana
.
ARIVELO NAIVO
25-05-2017
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofaninaDaty : 25/05/2017
Mpamangy : 1816
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
HAFATRA
VAVAKA (1)