You are here: home > Vetso

???BARAINGO??? - RFE Andria

Azo vakiana?

??? BARAI NGO ???

Ireto tononkalo ireto,
hoy ny saiko lasa foana,
dia mba hanao ahoana
any volana any taona?

Moa hivalona ho doria
tsy ho hita faty akory,
sa mba hisy hankafỳ
sy hanangona, hamory?

Iny ianao ry tononkalo!
Moa hanenika ny tany,
hanerana ny lafy valo
sa ho levona dia…. any ?

RFE Andria

Mombamomba

Mpanoratra : RFE Andria

Nampiditra : Arofanina
Daty : 12/02/2015
Mpamangy : 784
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

NOFIKO, HONO...
AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA