BARAINGO (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
??????

Mizotra mankaiza ny fiainako ity
Mankany ankavanana sa miankavia ?
Aiza no toerana izay hiafarako?
Fa hatramin’izao toa manakotsako
Aiza no tanjona izay hitodiako?
Sao dia ho ratsy no tena ahiako

RFE Andria – 19/10/14
--------
Rohy:
118 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 05/02/2015 11:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177