DIAVOLANA (RFE Andria)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
DIAVOLANA

Tamin’ilay diavolana toy ity no efa masaka tan-tsaiko
Ny hanoroka anao; nefa asa teo akia… tsy haiko
Fa saro-kenatra aho angamba ka niahotra ny molotro
Ka nanjary tsy voambara ny fitia saika hatolotro…

Rehefa tonga toy izao ny alin-diavolana somamby
Misoko ny hanina anao, mampanonofy tambitamby
Te ho eo anilanao ao anatin’ilay akany kelintsika
Hitazana ny diavolana, hiray lamba tsy hangatsiaka…

RFE Andria – 08/09/2014
--------
Lien:
Catégorie : Hanina - embona - Fitiavana
1275 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : RFE Andria
Inséré par : Arofanina
Date : 05/02/2015 12:00
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0127