DINDON'NY OMALY (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
DINDON’NY OMALY

Embonembona sisa tavela
Novimbinin’ny rivo-nifofo
Velovelon’ny omaly tsy ela
Tsy nindaosin’ny ora-nijofo
Hanina anao tsy eo anilako
Any lavitra tsy taka-maso
Any mantsy ianao r’ilay silako
Anaovan’ny sompatra ankaso

RFE Andria - 17 janoary 2015
--------
Rohy:
Sokajy : Hanina - embona
650 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 05/02/2015 12:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157