FAHATSIAROVANA (RFE Andria)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHATSIAROVANA

Tsinam-bolana izay mampisento
Tsiahy anao no voiziny eto
Ireo sangy nataontsika fahiny
Tiako haverina ankehitriny

Iny volana iny mantsy re ‘roy
Mitahiry tantara tsy foy…!



RFE Andria – 27 / 01 / 2015
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/rfe-andria/fahatsiarovana
Sokajy : Fahatsiarovana - embona
155 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 05/02/2015 13:56
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1983