FITIA DISO FIANTEFA - RFE Andria
Azo vakiana?
Mahatsiarotsiaro ka dia manimanina
Toram-pitia ka dia fanimpanina
Manembonembona, mitsetsetra
Fitia niserana tsy toy ny rehetra
Namaka lalina sarotra ongotana
Diso fiantefa, sarotra avotana
Hany mba hery dia manjoretra
Miova filamatra ihany no fetra
ARIVELO Naivo - 04/03/2017
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofaninaDaty : 04/05/2017
Mpamangy : 1251
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA