GASIKARA (RFE Andria)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mandroso mihemotra ho'aho i GasikaraTsy atao mahagaga izy raha toa tara
Tsy mahay maka lesona avy amin'ny tantara
Ka io nosongonan'ireo tao afara
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/rfe-andria/gasikara
Sokajy :
Tanindrazana