INDRISY! - RFE Andria
Azo vakiana?
INDRISY!
Tsy manan-kihantana
Fa vato boribory
Ny hany iafaràna
Tsy voky dia matory
Mosaren-tambitamby
Maran-tsafosafo
Raha misy manana amby
Mba hovidiako lafo
...
RFE Andria - 04/10/2016
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofaninaDaty : 05/11/2016
Mpamangy : 1018
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA