IZANY HONO... (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZANY HONO...

Te hitia fa tsy afaka
zary efa lany zara
toa hazo notinapaka
ny lasa efa tantara

Te ho hany tiana
tokan-tsy voasolo
tsy ilay fivahiniana
tiana toy ny lolo

Izany hono akia
no nofinofy aty
hoe tiana sady tia
raha mety indry

RFE Andria - 21/06/2016
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
861 0
Hevitra mandeha
Maintsondratra ( 22/06/2016 04:48)
mahafinaritra be!
arofanina ( 09/07/2016 04:43)
misaotra anao nankafy !
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofanina
Daty : 21/06/2016 15:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117