JIRAMA (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
JIRAMA

Rehefa tonga ny fotoam-pahavaratra
Tapaka hatrany raha ny herinaratra
Fantatra fa tsy maintsy izay no iainana
Tsy hanova inona izay fitarainana

Fa na amin'ny fotoanan'ny mainandro
Tsy ilàna sikidy avy amin'ny mpanandro
Tsy maintsy tapaka foana ny jiro
Ka ny labozia no ndeha amikiro

Fa na ahoana na inona ny toe-draharaha
Fantatra ihany fa ny Jirama
Ny zavatra hainy efa hita taratra
Fa dia ny manapaka ny herinaratra

Tsiky Arofanina - 04/11/2015
--------
Rohy:
983 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 04/11/2015 20:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155