MALALA NIAINA (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MALALA NIAINA

Teny mamy isan’andro
Vao mipoaka ny masoandro
No miloaka ireto molotro
Ho toy ny voninkazo atolotro
Teny mamy hoe: TIAKO IANAO !
Hatrizay ka hatramin’izao
Mandra-pialam-pofonaina:
Tiako ianao Malala Niaina !

RFE Andria 27/07/14
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1067 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 07/02/2015 04:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116