NIANTEFA... (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)

Niantefa an’anjoanjo ?
Niteraka fitia kinanjo
Fitiava-namololona
Fitiava-nitambolona
Nitrebona ary namaka
Dia nihanahazo laka
Tao am-pontsika avy
Nihanahery, aviavy
Fitia tsy hay notohaina
Zary niankinan’aina
Mampanadino ny rehetra
Fa fitia tsy voafetra…

RFE Andria – 04/10/2014
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
671 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 09/02/2015 05:44
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156