NY LALAKO - RFE Andria
Azo vakiana?
Mazava izao ny làlan-kombako:
hilaozako ny hadalako
'ndeha aho hanao todika ivoho
hivoaka avy ao anaty tandroho...
dia ny fandrika izay nihazona ahy
nangeja ny fo sy fanahy
nandratra tsy hiverenako intsony
hafoiko tsy ventin-tsy rony...
RFE Andria - 29.04.2017
Sokajy :
Eritreritra mandalo, fiainana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : ArofaninaDaty : 05/05/2017
Mpamangy : 724
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA