You are here: home > Vetso

RESY - RFE Andria

Azo vakiana?

RESY

Resy aho
Resy an'ady
Adim-piainana
Fiainam-pitiavana
Fitiavana anao
Ianao ilay tiako
Tiako tsy hay soloina
Ho soloina an'iza?
Tsy misy toa anao
Babonao ka resy!

Arivelo Naivo
12/11/2016

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RFE Andria

Nampiditra : arofanina
Daty : 04/05/2017
Mpamangy : 583
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

NOFIKO, HONO...
AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA