TE HITOMANY (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TE HITOMANY …
(nosoratana noho ny fahatsapana ny alahelon’ny namana iray)

Te hitomany aho
Tsy fantatro hoe nahoana
Ny ranomasoko mitraho
Ato am-poko babangoana
Totofan’embona aok’izany
Sady rakotry ny hanina
Ka aiza aho no tsy hitomany
Aty Ambohimahamanina?

RFE Andria – 28/06/14
--------
Rohy:
Sokajy : Hanina - embona
724 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 09/02/2015 06:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0479