You are here: home > Vetso

TOKY TSY MIOVA - RFE Andria

Azo vakiana?

TOKY TSY MIOVA
...
Malala an!
Na dia tsy afaka aza ianao ny hanao fesiboky
Dia mbola tsy miova ny fanomezako ny toky
Izaho tia anao na inona na inona miseho
Ny tantarantsika roa tsy mifarana hatreo
...
Arivelo Naivo - 11/11/2016

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RFE Andria

Nampiditra : arofanina
Daty : 04/05/2017
Mpamangy : 657
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

NOFIKO, HONO...
AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA