You are here: home > Vetso

VAVAKA (1) - RFE Andria

Azo vakiana?

Ray o! Apetrako eo Aminao ny hoavinay tontolo
Ny fitsimbinanao, tsy misy mahasolo
Misaotra Ray noho ireo fiarovan-tamin-doza
Dia ireo loza izay nisesy nikirozaroza...

RFE Andria - 04/04/2017

Sokajy : Vavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RFE Andria

Nampiditra : Arofanina
Daty : 05/05/2017
Mpamangy : 823
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

NOFIKO, HONO...
AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA