VOAHANGY (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOAHANGY

Vonin-draozy soa sy meva
Ohatry ny taranak’i Eva
Andrin’ny fianakaviana
Hanitry ny fifaliana
Anaingoana tokantrano
Ny lokony manganohano
Gaga ianao rehefa mahita
Ylay hakanto Nahary-vita

Andriamanitra ô ! tahio
Io namako sy reny io
Mba hahita hasambarana
Eo an-tokonam-baravarana
Eny, indrindra tsy hifarana

RFE Andria - 18 aogositra 2014
--------
Rohy:
784 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 11/02/2015 17:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155