Ilay fo voaratra (Rina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho gaga angamba ianao
raha mamaky 'zao vetsovetsoko izao
fa ity foko ity dia voaratra
tsy mba toin'ny anao
fa dia kivy aho izao

N fitiavana dia fifaliana
tsy natao ijaliana
fa saingy ny ahy kosa
dia tena fahoriana

Fa na ianao mpamaky
dia inoakao fa tsy ahatanty
raha aborako eto daholo
ny tantara manontolo

Ranomaso,alahelo
mifamahofao avokoa
tehiriziko ho tsiambaratelo
ireo lasako taloha

(21-01-11)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1119 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138