You are here: home > Vetso

Aza maty - Telomahery

Azo vakiana?

AZA MATY

Ny aza maty ihany!
fa mandalo ny eto an_tany
fa rehefa maty ialahy
ataony tsinontsinona

Ny aza maty ihany!
fa voatototry ny tany
tsy afaka mitroatra.
na dia efa diso tafahoatra

Rehefa maty ialahy!
lazainy reraka am_panahy
tsy mba nanao ny marina
ka tsy diso raha nivarina

Fa ny fianakavian ialahy
mitomany mitolona am_panahy
miady hatramin ny farany
ho fara_famaharany


Ny aza maty ihany!
tsy vitan ny tomany!!!
marary anie ny fo,reraka ny aina
ny tena loza koa efa afaka ny aina!!!

26/03/2010 Ambohimahitaritsokaloka,