TEO Nafoiny ianao ilay ti - Telomahery
Azo vakiana?
TEO
Nafoiny ianao ilay tiany
tsy mendrika ho vadiany,
Tsaroiko ianao fahiny
ilay mpankafy vahiny
mahay miala tsiny
raha sendra tazako iny,
Ka angamba nifaliany
ny avonavoko iny,indrindra amin_bahiny
fa tsy misy afa tsy iny,
no tato tamin ny iny
indrindra ny androtriny
Fa mety tamin iny
no betsaka vahiny
mpandroaka ireto siny
ny hatanoram_pifaliany
amin ny volam_pitak'iny,
Firy tamin iny?
ireo tsy manan_tsiny
nanaovany habibiany
ireo zaza mpivahiny
ankehitriny efa nariany
anaty fako virijiny,
Fa angaha dia izay ihany
fa mbola simba koa ny tany!!!
Telomahery 30/07/15,
Sokajy :
Fahatsiarovana, Hambom-po
Mombamomba
Mpanoratra : Telomahery

Nampiditra : telomahery
Daty : 16/09/2015
Mpamangy : 869
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ny volamanodiava
raha misy
VAHOAKA, Zandry a! Jereo
Taratasim-pitiavana. Mial
Lasa any iny
Mankaiza
Aza maty
mafy orina
RARAKA !!!