You are here: home > Vetso

VELOMA - Tsanta MIKANTO

Azo vakiana?

Tononkalo ho fanaovam-beloma an'i Madame ANDRIANTOAVINA,izay mpanabe antsika tao am ENS izay maty nianjeran'ny trano niaraka tamin'ny fianakaviany tetsy fiadanana ny fevrier 20115. Tsy ho adinonay ianao

VELOMA
Amboara iray :veloma !
Ry foko รด, mionona ,
Fa nofo izy iny !

Mainty very hariva,
Masoandro iray nadiva !
Iny havako iny !

Lahatra anikeheo,
Fa tapaka hatreo
Ny hazofijaliany !

Koa foany re ny saona,
Fa any ankoatra any,
Isika mbola hihaona !
AZA MITOMANY !!!!

Sokajy : Alahelo, Fitiavana