Tiako foana izy (Vetso mena)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako izy ary nanamarika ny lasako.
Tiako foana izy ary hitondra ny ho aviko.
Tiako izy ka navelako nitondra ny lalako.
Tiako foana izy ary afoiko azy ny aiko.

Tiako izy na dia indraindray aza marary.
Tiako foana izy, na dia mafy ny tsapa.
Tiako izy, eny tiako hatramin'ny farany.
Tiako foana ianao, eny ry tenako malala.
--------
Rohy:
635 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144